arpm_logo

Autorité de Régulation des Marchés Publics


ARMP

      𝐇𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧-𝐝𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐉𝐀𝐕𝐎𝐋𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐉𝐮𝐥𝐢𝐞 𝐂𝐥𝐚𝐮𝐝𝐞𝐭𝐭𝐞,𝐃𝐢𝐫𝐞𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐆é𝐧é𝐫𝐚𝐥 𝐝𝐞 𝐥'𝐀𝐮𝐭𝐨𝐫𝐢𝐭é 𝐝𝐞 𝐑é𝐠𝐮𝐥𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐌𝐚𝐫𝐜𝐡é𝐬 𝐏𝐮𝐛𝐥𝐢𝐜𝐬, 𝐓𝐚𝐥𝐞 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲 𝐯𝐚𝐯𝐢𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚

       Amin'izao fankalazana ny faha 100 taonan'ny andro iraisampirenena ho an'ny zon'ny vehivavy izao, izahay eto anivon'ny ARMP dia miarahaba ny vehivavy rehetra misehatra eo anivon'ny tsenambaro-panjakana. Manentana antsika vehivay hatrany hisandratra, hisehatra eo anivon'ny tsenambaro-panjakana fa isika no andry hiankinan'ny firenena. Mirary fety sambatra ho antsika izahay ekipan'ny ARMP.


Copyright©2022 Équipe de la DSI ARMP.